azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

fanja andriamanantena – matoa lyrics

Loading...

matoa aho mikalo
izao hariva izao
ka mamborak’eto
‘reo rakitr’efa tao

tsy kalo an-terisetra
tsy didy mahafanina
fa alahelo anao
mikalo fa dia manina

matoa aho mikalo
miritsoka mangina
mitendry ity valihako
an-takariva sina

dia fantatro sahady fa ho anao
mihintsy,
no namoronako azy
na tononkira vitsy

ka mamborak’eto
‘reo rakitr’efa tao

tsy kalo an-terisetra
tsy didy mahafanina
fa alahelo anao
mikalo fa dia manina

matoa aho mikalo
miritsoka mangina
mitendry ity valihako
an-takariva sina

dia fantatro sahady fa ho anao
mihintsy,
no namoronako azy
na tononkira vitsy

mikalo
izao hariva izao
ka mamborak’eto
‘reo rakitr’efa tao

tsy kalo an-terisetra
tsy didy mahafanina
fa alahelo anao
mikalo fa dia manina



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...