anisha jo anyjaine - irery lyrics
[paroles de “irery”]
[intro]
hé ha, hé
hé ha, hé
[couplet 1]
miposaka ny masoandro
mangina aho aty e
na ririnina ny andro
na fahavaratra akia e
na lohantaona
na fararano
ny hariva indray ny andro
mbola mangina aho aty e
mangina aho aty e
[refrain]
ô manimanina any an+tanàna
mahatsiaro ny any aminay e
fa tsy afaka ny manoatra
tsy afaka koa ny mba hitroatra
mahatsiaro ireo tsikitsiky
teo koa ireo nahakivy
fa tsy afaka ny manoatra
ny fiainako koa mba te hivoatra
eh, manirery
[couplet 2]
nibanjina ny lanitra na hariva na atoandro
ny saiko lasa lavitra mahatsiarotsiaro
mivavaka isan’andro aho miantso ny ray
mba vimbino re ny lalako toy ny nataonao hatrizay
sy mandrakizay
[refrain]
ô manimanina any an+tanàna
mahatsiaro ny any aminay e
fa tsy afaka ny manoatra
tsy afaka koa ny mba hitroatra
mahatsiaro ireo tsikitsiky
teo koa ireo nahakivy
fa tsy afaka ny manoatra
ny fiainako koa mba te hivoatra
eh, manirery
[outro]
ray ô, tahio raha sitrakao ny fianakaviana
ny sakaiza, ireo namana, ny mpiray tanindrazana
ray ô, tahio re raha sitrakao ireo miasa fatratra
ireo mikely aina, ny kamboty ny mpiray firenena
ny mpiray firenena
ooh, ooh+ooh+ooh
Random Lyrics
- porcupine tree - sentimental (live) lyrics
- даня вечно 17 (danya eternally 17) - поффники (some suckers) lyrics
- theodora (fra) - daddy chocolat lyrics
- peefsmash - hungrybox da bess you ever had lyrics
- myng - berliner schickeria lyrics
- skaylin - нету чувств ( no feelings) lyrics
- cozi zuehlsdorff - shield lyrics
- danny kelly - final destination lyrics
- ricky the tricky - szabadon lyrics
- laws babyface - relève la tête lyrics