anyah - efa voasoratra lyrics
efa voasoratra any ho any
ny tantaran’ny fiainanao
fa lalan-tokana ihany
no tsy maintsy hizoranao
efa voasoratra any hoany
ny hafaliana sy ny alahelo tsy maintsy ho lalovanao
ny hazavana sy ny haizina
izay hifandimby hanilo sy h-n-loka ny androanao
ref:
na izaho na ianao,tsy misy afaka haminany
ho mba rahoviana ary aiza no hitrangan’izany
tsy misy mahalala, aleo tsy ho fantarina
ka ny lahatra no hitantana ny dianao
efa voasoratra any ho any
izay ho anjara masoandronao
ka na ho ela na ho haingana
dia tsy maintsy ho sendra azy ianao
efa voasoratra any ho any
fa hisy andro sy ora iray hampifanojo anao
amin’ny olona izay hanambatra ny ho aviny sy ny ho avinao ho iray
ref:
na izy na ianao,tsy misy afaka haminany
ho mba rahoviana ary aiza no hitrangan’izany
tsy misy mahalala, aleo tsy ho fantarina
ka ny lahatra no hitantana ny dianao
Random Lyrics
- shey baba - long way down lyrics
- friday night lights - run and hide lyrics
- sugarwater - let you down lyrics
- simon fin schütt - you'll never see them again lyrics
- muchachos - paket iz engleske lyrics
- sc drizzles - fxckboy : test me lyrics
- sarah darling - a little bit of rain lyrics
- dj okawari - fragile lyrics
- nova jwest - ocean spring lyrics
- tuzo - gettin' to it lyrics