azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

balz. - crook lyrics

Loading...

cntrbnd is back x2…furtif otrn teuver any anaty sac eastpack…andalovanay ze trace misy pesô sy taf…ra finday hatramzao mitady réseau stable…feno pookie ny faritra soa fa nisy sarinteny…style alpha ny language trop crypté….tsy matoky ah…mamerina iny…atsoko oe blooky…cause ain’t no such thing as halfway crook

tsy a l’aise anaty clip zatra real life…
mbola nofy alou atreto zany oe succès
koboko oa ny fihetsikao…zay mahita tsisy very…tsisy personnalité de miseo anazy be mistery…antoko ho mpanoratra ah na tsy azonao ny rix ary….barz sur barz… f+ck system….ety am boulevard de mahaiza maka sisiny ary…so de hiosona am parachoc hiosona am pneu…
commando mibaby vody otrn zoky mista ah…rprznt anjely mainty otrn zoky gighsta…nrap hatram epoquen’ny lecteur vista…ny boto ety am faritra mbola mzest am kipsta…
mijanona ho bro ah…tsy mila misolelaka dе maazo feat fa ny fotoana ny tsy misy…refa misy ndray de iny ah mijaly bif….zay mijеry ra shrek fa tsy mila jazgist….manjifa ny vita gasy….tsika samy winner….tsika miainga aloha nefa tsy mbola tonga a l’heure…tsika ra i diss le mamadika carrières…lesy tsika tsisy mbaise manao fiavina masera….chaud anaty rima…mamadibadika teny…rap intelligent itako no tsy maazo tena…nasinay mis à jour kely ny rap ambany tany de mikif be hatram ry baby gyal…omg
tsy mpanabe ry n+gga efa niova ah fa tsy niantso na mpanao gazety iray…coup commercial.. mikalo fanantenana… khym’s tam lanitra manga….za mpanao mozika fa tsy mpanao rap..
nadinoko ny revy nadinoko pote….za rery…bois de la biere… fumer un peu de pot..mbola mieno bodo tsika anatin’ny airpod f’aza adalaina am rap tsisy goût…taraiky tany am taona 90



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...