azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

j. talenta – fomba malalaka lyrics

Loading...

talenta
​grand de la tess

[j. talenta]
f+ck la police
​za koa misy basy
​ny flow ako dia antsy
​anaty zova misy basses
​anaty life tout les jours misy passe izy
​ketrika fona kara sipa kely paces
​koziko fona
​anaty trap ou même drill
​izay tiko tsisy ferana mihitsy
​ce que j’aime io tsinona
​anaty rap prince izy
​fa mbola ho king ka
​tale karà king kong
​anaty text ah kinga
​hitest ve?
​diso lalàna
​aninona atyh ngiah (hoaia rika)
​ataon zalah
​ataon zalah tsaky ny loka
​fa hoeh
​tsimaintsy hoanina ny toka
​n rap ny ah fototsakafo
​tsy koi la tsy mkiffa
​r tazy tsisy goût
​mtsikafona r tazy ra mifanena am tsika
​ny vatamangatsikany
​aleo hijanona eo, ho hitan’ny équipe any
​ satria tsisy dikany, ny azy ny rap tsisy bikany
​lazainy ratsy ny apis refa ts vitany
​nefa efa fantatra fa hoeh tsy zakany
​mandiniha tena tsara ry tsalo
​f’atreto ny fiainan lah tsisy fotony
​fa nga hoa tsy fantany?
​fa nga hoah tsy fantany
​anaty rap tale tsisy sakana
​vitesse normal za tsy hoeh misongona
m​f+ll+tion izy tazomiko am sangany
​(taspe tia rendrarendra
​tratrako indray lasa tia vetaveta)
​manenjika, tanjona ny bandy
​mahatonga anah mijoro
​boto tsy lany zara
​anaty kеtrika ah tsy lany zany
​vola aloha izao no mahaliana
​anaty sera za malin
​sady mdeff za no miattaque
​atsovy sеrigi ramso
​elah tsy mandrava r ambonin’ny terrain
​feany mihataka
​mahita an’i jord
​mandomandona ny tsein
​anaty text ny inspiraka
​otran dead race tsisy fin
​tsy zakan zalah le fekarana
​de mamelona détresse tsisy fin
​tsisy fotony zalah
​anaty rap tsisy fatany
​vo maheno ny hirako de mangovitra ny vatany
​mitetika ny andripaka ny handrava nefa tsy hitako
​vo vouh la de mitsipaka
​mivovoa otran’ny alika nefa tsitako ze dikany
​otran’ny akanjo tsisy tepany
​ny rapko yang tsisy tapany
​enoy tsara le fitotony
​fa ny rap mora otran’ny ankizinao milaza tsisy topony
​varatra tonga deuspi
​mangalatra respect
​mandatsaka flow dia maratra ny adve
​maratra anaty fo
​(maratra anaty fo)
​aleo tsy critiquena
​so ho tapaka carrière
​ho tapaka karama
​ka manomboka karemy (ritra)
​ho faty anaty arène
​rzalah varina mimenomenona
​ho tafa anieh tale dem
​eh ry zandry eh
​amen
​ny inspi
​ny inspi nenah otran cosmos cosmique
​ngeza otran’ny vide ao apisinlah
​mahay mrap hono zalà
​nefa tsisy apoaka te hivoaka
​zava+drehetra mila atoro
​mc dora
​eh ry mc tandremo so ho tratrako elah
​ary ho tratrako elah..



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...