azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

j. talenta – maizina lyrics

Loading...

hey
​talenta
​lk music

​[j. talenta]
​maizina ny andro
​aza aiko am vaika ny lalana
vazavazaiko am rap ny fiaina
​sarotra izy
​surtout périoden’ilahy le miketrika (zay)
​milamina rehefa minana $ (szay)
​markivy, fa aza kivy
​zay fona io refa le manina
​androany aho m+mène
dia ​dem ah mbola mitarika
​tsy matahotra merika (jamais)
avelako ho avy ze ho avy
​ny atao ro hita
​fa f+ck ny toky
​ataoko ra tiko raiketina
​tsy dia tia fetrika (zay)
​tahotr’i n’ny hamono olona (zay)
​nefa tsy aiko, (tsy aiko izy)
​za kouh tsy de tia mitsoka
​tsy hoeh za mandresy zay de mitsatsaka
​f’elah mila tsemboka
​sô dia hitsako aloan’ny vazana
​te ho tafa la nefa tsy mihetsika
​io hita am masony
ra hitsatoka
​ny tandroka roa am vozony
​tsy mvaza olo
​tsy mbata izy
​fa mitondra be anaty pataloha
​tsy mkata izy
​tsy mtata fa
​maro ny apis te hitantana azy
​vendrana izay te hiala anah
​satria tsy kajy ny hifanena aminy karà za
​manana hevitra ngeza ve ny poins
​sa aleo manao zavatra kely?
​tsy kobko izy
​mfouh maraina ny tanjona
​aleoko tonga dia tsy natoury
​tsy milay le revy rehefa tsisy akama
​fa le ketrika aleo teteako rery
​za manko tsara nahandro
​ohatran’ny andro
​mazava ho azy
​mirehareha ah fa manana anazy
​tsara fona aho
na dia m+n+lazy
​tsy adala ah tsy malala loza
​fa raha ahafaty anah
​dia ialako aloha
​lakile an’ny fiainana io
​tsy fanahiniana ary tsy hifanerena
​tsy dictat otran’ny ilain’ny firenena
​ny ilany fotsiny mihetsika d’efa à l’eau daholo milentika
​milantolanto ah mjery ny fihetsiny
​lainganao kobko
​muet fotsiny ah mieno ny vavany
​tsy zakan’ny vavony mihitsiny satria
tsy misy marina avoakan’ny vovony
​mena vava ihany ny madio
​sisak’izay misy pentina
​f’enao tsy hadio
​ndreky sasana andaniana savony
​mihaingo ambonin’ny loto dia manadio tena
​(dia manadio tena)
​de sosotra refa tsy manan+kambara
​soa ihany aho fa tsy irarahiko an’zany
​ny atyh tsy ny amboa no ambenina
​calme+o dia ny atidoha no amboarina
​fa ra tratrany eo, dia ambony ambany
​ny ops tsy de be ambinina
​dia à bas ny ambý
​ra mila enao
​dia manantona
​aza manantena ny anana fo tony
​fa ny teny atyh tena tsy tana tsony
​aza ratsy fijery, (eh)
​tsy zakan’ny tsenan’i ialahy
​ny apis mitsena anah
​tindry ah
​dia za koa tia anah
​je ti veux, za ti anao
​fa bon, anatin’ny aizina ah miandrin’ny dem mamirapiratra
​ra toa ka tsy takatra dia avereno fa ny vazo hono manafatra



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...