azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

jalvic meyo - aleo halaiko lyrics

Loading...

omeo ahy fitiavanao raha tsy tiany
raha fahadisoako ialako tsiny
tsy haiko ny tantara nareo, fa za vahiny
fa haiko ianao hoe nariny
efa ela aho no nandinika anareo
angamba kosa tsisy tsiny
isaky ny miady nareo za maheno feo
haiko ianao fa ampijaliny
zaho tsy hanary anao, tsy hanary anao, tsy hanary anao
andao anaraka ana na den’izao
fasambarana mbola tsitanao, tsihitanao
no ampahitako anao amizao
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
tany anaty nofy aza efa ana
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
na tany anaty nofy aza efa natao ho ahy aah
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehetra tsy zakan’ny saiko
ka andao ianao karakaraiko ouh
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehetra tsy zakan’ny saiko
ka adao ianao karakaraiko
efa eto antanako izy tsy havotsotro itsony
raha afaka miletika aho dia ho ao ampony
efa haiko sahady hoe tsy ho fony aho
f’eto anilako izy tsampako hoe tony
tsy very zany izy na narianao aza teto aho
tsy handray fako aho fa ianao haiko hoe volamena
mitonia amin’izay de avelao ho azy ny sento ah
ataovy tsampany hoe ny fitiavana no harena
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
tany anaty nofy aza efa ana
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
tany anaty nofy aza efa natao ho ahy aah
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehetra tsy zakan’ny saiko
ka andao ianao karakaraiko ouh
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehеtra tsy zakan’ny saiko
ka andao ianao karakaraiko
aza tantaraina amiko tsony ny lasanao
izay lasa aleo ho any fa ny ho avy no jerena
raha tsy nеty ny efa atao vavaovao
atao hoe tsampany hoe ny fitiavana no harery
tsy very zany izy na narianao aza teto aho
tsy handray fako aho fa ianao haiko hoe volamena
mitonia amizay ianao de avelao any ny sento ho azy
atao tsampany hoe ny fitiavana no harena
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
tany anaty nofy aza efa ana
matokisa, ianao f’aza miahiahy
nariny ianao fa natao ho ahy
ianao efa ao anaty fanahy
tany anaty nofy aza efa natao ho ahy aah
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehetra tsy zakan’ny saiko
ka andao ianao karakaraiko ouh
tsy sombiny fa feno no ilaiko
izay tianao no ajaiko
izay mankarary anao rehetra tsy zakan’ny saiko
ka andao ianao karakaraiko ouh



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...