azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

jalvic meyo - ny sandry manodidina anao lyrics

Loading...

(intro)
eo ary mba ho hita hoe ianao tia
tairo mitenena fa zaho no hiaro anao
hapanginiko ny vavan’ire tsy tia
ny amiko rehetra afoiko no ianao
tsy olana na mbola hisy ny onja ah
ao am+po nao ihany no tiako ho fonja ho ahy
ny sandriko no hanodidina hiaro anao
izay tsy vitako no aleo hataon’i ray
ny sandriko, hiaro anao
isika roa, tsy hifandao
izay tianao, no lazao
fa ho entiko ianao ataoko mpanjakan’ny foko
ny sandriko, hiaro anao
isika roa, tsy hifandao
izay tianao, no lazao
fa ho entiko ianao ataoko mpanjakan’ny foko
(ref)
tsy irery ianao fa misy sandry eto hiaro anao
andao hiara iaina hanao fiainana vaovao ouh
aza atao an+tsaina ny efa vitako
tanora aho mety mbola be sitra+po
afaka miova aho fa ianao tsy hanam+paharoa
eh!!!
(ref)
tsy irery ianao fa misy sandry eto hiaro anao
andao hiara iaina hanao fiainana vaovao ouh!
aza atao an+tsaina ny efa vitako
tanora aho mety mbola be sitra+po
afaka miova aho fa ianao tsy hanam+paharoa
eh!!!
(2 m) coup
afaka matoky ianao fa zah tsy haditra
ho tantara tsy hifarana ny atsika
hiara hanandrana izay tsara mbola tsy hita
mbola eto an+tany d’efa paradisa ah ah ah
ianao!
tsy mba hosoloiko
fitia, tsy hiova loko
raha misy manontany aho dia hoe efa mana+tompo
tsy manana ho zaraina intsony aho, lasanao ny foko ouh
eh!!!
ny sandriko, hiaro anao
isika roa, tsy hifandao
izay tianao, no lazao
fa ho entiko ianao ataoko mpanjakan’ny foko
ny sandriko, hiaro anao
isika roa, tsy hifandao
izay tianao, no lazao
fa ho entiko ianao ataoko mpanjakan’ny foko
(ref) 2+
tsy irery ianao fa misy sandry eto hiaro anao
andao hiara iaina hanao fiainana vaovao ouh!
aza atao an+tsaina ny efa vitako
tanora aho mety mbola be sitra+po
afaka miova aho fa ianao tsy hanam+paharoa
eh!!!
tsy irery ianao fa misy sandry eto hiaro anao
andao hiara iaina hanao fiainana vaovao ouh!
aza atao an+tsaina ny efa vitako
tanora aho mety mbola be sitra+po
afaka miova aho fa ianao tsy hanam+paharoa
eh!!!
raha tsisy anao zaho mety ho solafaka
raha ny hitia hafa zaho mety tsy ho afaka
anilanao zaho sambatra
tsy haiko fa tao lafatra
humm humm
raha tsisy anao zaho mety ho solafaka
raha ny hitia hafa zaho mety tsy ho afaka
anilanao zaho sambatra
tsy haiko fa tao lafatra
humm humm



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...