azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

johary – te ho soa lyrics

Loading...

fitia tsy vorindra

tsy nety hafana ny fo

nikasa hifindra, hanova famindra

fa mba te ho soa

efa leo ny mihafy

fa tratry ny herika mafy

ka mila hazavana

mitady ny mety kokoa

lasa tsy tana

fa mba te ho soa

handositra ditra

fa be ny ratra sy ditra

chorus:

ka indro ny tanako

hanome ny anjarako

hanoro, ankahery

ny havia sy ny havanako

hamihina ny havako

raha sendra ka very

koa aza sondrina

ho lavitra ny aleha

ahazo ny irina, ho sendra ny tiana

fa ny tsiny efa be

mahitsia ,mahereza

enga nie mba hateza!

izaho tsy havanana

raha toa ka resaka

ahasahirankirana

raha toa kosa ka fitiavana

dia ananako betsaka

azo hivalamparana

chorus (x2)

ka indro ny tanako

hanome ny anjarako

honaro, ankahery

ny havia sy ny havanako

hamihina ny avako

ianao tsy ho irery



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...