
kevss - track 2- kid lyrics
refrain :
mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava+misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p+ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry+ tazy
couplet 1 :
izaho te andray volana dope
tsy te ampiasa loha andra+bofy
tadadiko tsara izaho nanome bojo natolotro t@foko , t@ tananao maloto
misy lehibe tsy misy dada , misy lehibe tsy misy mama misy lehibe tsy misy nanoro
misy manofy milamintsaina nefa ny filaminana ary tsy hitany akory
tsy mibika anatina drip taloha , tsy ni s+ce+ny b+tch+nao taloha
izay rap atao tsy a la mode , fa hoany poupousy izay manana goût
tsy miasa loha @izay resaka zub , miasa loha @izay resaka ject
god irery ihany ny ahy no atahorana / broski matahoatra ny tsy hisy follower ( ouais )
refr:
mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava+misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p+ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry+ tazy
couplet 2 :
Random Lyrics
- omar musa - fire on the hills lyrics
- helmi sa7bi & genovarabe - genovarabe -1 (freestyle) lyrics
- radioaktiva räker - hjälten i drömmen lyrics
- وجساد - astahel - أستاهل - wg sad lyrics
- sulga - çok fenasın lyrics
- bad suns - just like magic lyrics
- lamar morris - rendezvous lyrics
- v1ssago - i'm sorry lyrics
- несква(neskva) - черная кровь (black blood) lyrics
- 333 (xv) - ко мне (аутро) (for me) lyrics