azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

mage 4 – fiderana lyrics

Loading...

mihobia ny tomponao, mifalia ho azy

ilay andriamanitra tompoin’ny maro

namonjy anao izy , n-n-la anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao

asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra

jehovah ray

n-n-la ny entanao tsy zakanao mavesatra

(misaora azy)

fa fitiavana no nanavotany (anao)

ilay zanaka nirahiny mba (ho anao)

nisolo voina h-n-la ireo izay (otanao)

oh ,oh oh

mihainoa ry olony ,miankohofa

manaraha ny didin’nilay ray tsitoha

(misaora azy) ……..

dia mandehana ami’zay ary

amin’ny lalana ianao

avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo

n-n-la ny entanao tsy zakanao ,navesatra

(misaora azy)…2–

mihobia ny tomponao ,mifalia ho azy

ilay andriamanitra ..



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...