marius andria - olombelona lyrics
1+
tsy manisa vola lany
tsy manisa fotoana mamy
refa natao ty tam fo
de tsisy ilana tambin’ny zany
motivation motivation
fa tsy vitanzany
mety iova song
mety iova fond
de mety iova enai ndray andro any
tsy ny olona no tsara fanahy
fa ny fanahy mety lotoina
madio ny sainy androany
fa rapitso io de ho lokoiny
manota be androany
de rapitso izy mody mifona
mifona mifona aho ray oh
fa tsy amerina intsony ???
f+ck ny heviny
refa tady ho tafa de kakana
materialiste ny bobaka eto
misy saina fa vitsy no manapahalala
misy miaina
misy miaino misy very amin’ny fahasamiafana
misy tsisy
de ny tsisy misy
lasa mamboly fankahalana
ny foko
volamena tsisy petina
manome fa tsy mandray
za mpitondra za le tsy ho entina
mpitsabo zao no ilaina
fa tsy aretina
ireo mody tiana
fa ny atsy eo an damosiko ao no aletiny
ref :
olombelona
feno azy an+tapitrisa
tompon’ny tany fa mpandalo
fa iza no anavotra iza ?
2+
namana akaiky
sy ireo fianakaviana
refa taraiky za reo no faly
lainga ny tsy hisy fanakivina
mpanandratena
misoratena toa voatavo
mpanampy sa mpamadika
manao fiainam+boalavo
famitinana
adiko ny fiainako
tsy ilaina ny miantehatra
tsy idiran’olo+kafa
ra te hamiratra sy anjelatra
tsy god no mpanavotra
inoko izy fa tsy za tsy mpiantehatra
za no mpilalao, mpanatontosa
de za no mitondra azy еto an+tsehatra…
ref :
olombelona
fеno azy an+tapitrisa
tompon’ny tany fa mpandalo
fa iza no anavotra iza ?
Random Lyrics
- mondo marcio - shake 'em off lyrics
- keronica lectronica - pussetry lyrics
- dogs in a pile - pinball wizard - (live 4.19.2025) lyrics
- air fryer - french fries lyrics
- trome one - makeda lyrics
- charles galbasin's spinoff work - workaholics anonymous. lyrics
- моиркит (moirkit) - на спейси (on spacy) lyrics
- ilyhabits - yellow light, red light, green light go lyrics
- carbonated water - blue pyramid lyrics
- nct dream - cold coffee lyrics