mirado - ho avy tsy ho ela lyrics
na mirona aza ny kotroka
na mitraho ilay rahona mainty
mbola ho avy aho hamangy anao
na erika makarary an-doha
na orana mikija
mbola ho avy aho hamangy anao
fa tsy misy ny hahasakana ahy raha ny eritreritro foana no mitondra ahy,ho tanterahiko ihany ny famangiana anao
na migaina aza ny masoandro
na hidanika ny hafanana
tsy maintsy ho avy aho hamangy anao
na ngoly sy hamirifiry ny hatsiaka ririnina
tsy maintsy ho avy aho hamangy anao
fa tsy misy…
ref: ho avy tsy ho ela fa malahelo anao
k’aza malahelo ianao
ho avy tsy ho ela fa malahelo anao
efa ela loatra aho no tsy nahita anao
ho avy tsy ho ela fa malahelo anao
tsy hiandriandry aho hanainga izao dia izao fa maika ny hahita anao
ho avy tsy ho ela
na hodiaviko tongotra avy eto mankany paris,tongako ihany any raha any anao
na mbola hakariko aza hatrany etazonia,tongako ihany
any raha any ianao
fa tsy misy…
ref:ho avy tsy ho ela…
Random Lyrics
- teddy - broken dreaming lyrics
- joshua valdez - slow down lyrics
- bashii - hope lyrics
- k a r y y n - segment & the line lyrics
- nle choppa - shotta flow 3 (remix) lyrics
- hundred handed - no last names lyrics
- search yiu - nüchtern lyrics
- tunes of i - dangerous lyrics
- idle - my sunshine lyrics
- miraa may - bad behaviour lyrics