![azlyrics.biz](https://azlyrics.biz/assets/logo.png)
national anthems - madagascar national anthem lyrics
Loading...
i
ry tanindrazanay malala !
ry madagasikara soa
ny fitiavanay anao tsy miala,
fa ho anao doria tokoa
fiverenana
tahionao, ry zanahary
ity nosin-drazanay ity
hiadana sy ho finaritra
he! sambatra tokoa izahay.
ii
ry tanindrazanay malala !
irinay mba hanompoana anao
ny tena sy fo fanahy anananay,
‘zay sarobidy sy mendrika tokoa.
iii
ry tanindrazanay malala!
irinay mba hitahiana anao,
ka ilay nahary izao tontolo izao
no fototra ijoroan’ny satanao.
sent by carlos andré pereira da silva branco
Random Lyrics
- hate - lord is avenger lyrics
- hate - no life after death lyrics
- hate - paradise as lost lyrics
- hate - satan's horde lyrics
- hate - resurrected but failed lyrics
- hate - sectarian murder lyrics
- hate - serve god, rely on me (hymn of asal'el) lyrics
- hate - the kill lyrics
- hate - the scrolls lyrics
- hate - through hate to eternity lyrics