nony mouv - iray minitra monja lyrics
[verse 1:nony mouv]
tato ho ato izay ianao ho aho tia mimondromondro
mifona f’ianao satria manjary toy ny tarondro
mindontsina tena tsy faly tsotra izao
tsisy zava+banon’eto raha sentosento no asetrinao ka
[chorus:nony mouv]
ao mba mitsikia na dia hoe iray minitra monja
ao mba mitsikia mare na iray minitra monja

[refrain:er+man & nony mouv]
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia(ianao)
(yeah,tohizo ihany,tohizo ihany)
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia(ianao)
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia(ianao)
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia na iray minitra monja
mba mitsikia(ianao)
mba mitsikia na iray minitra monja
Random Lyrics
- ultra caro - starlight lyrics
- enjeru - запомни_меня_навсегда lyrics
- marie-flore - de nous deux lyrics
- polo g & king von - 95 bulls lyrics
- the reivers - things don’t change lyrics
- felipe e rodrigo & matheus & kauan - aham (ao vivo) lyrics
- shinobiwan - christmas flex lyrics
- katf4ngz - i dnt rly undrstnd...。 °(°´ᯅ`°)° 。 lyrics
- ados - huzur lyrics
- nikolayprigoda - без цветов (without colors) lyrics