azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nony mouv - irery foana lyrics

Loading...

[chorus:nony mouv]
irery
mbola irery foana aho
(irery foana)
mbola irery foana aho

[verse 1:er+man]
eto aho manirery
tsy misy mpijery
mangina ny tanàna
tsisy mpanafana
fa nilaozan’ilay akama
dia mahatsiaro tsy salama
irery foana ka hatao ahoana
fa tsisy olon’isangisangy
mba miandry mpamangivangivangy
ka anefa tsisy
asa rahoviana
vao hisy hampangina
fa hatreto aloha ‘zaho
dia mbola misaona
fa satria ‘zaho irery foana

[refrain:er+man & nony mouv]
miandry azy hitopi+maso
tsy sahy miteny hoe andraso
aza avela ho very aho
[chorus:nony mouv]
irery
mbola irery foana aho
(irery foana)
mbola irery foana aho

[verse 2:nony mouv]
manirery tsisy akama
fa dia nahoana loatra aho angaha no tsy mety tojo hazavana?
f’irery ihany
tokan+dava irery aho isan’andro ka mahatsapa mijaly
tena banga hasambarana
mba maniry hotsikiany aho mbola ho miramirana aho indray andro any
dia na tsy androany ary fa
(hey!)jereo anie zareo e!
sambatra foana isan’andro tsy leo ny mitsiky,mifaly mampiteny avy hatrany hoe ‘zaho koa re mba ‘meo
fantatrareo ve hoe rehefa tsy eo ny akama ny tsiky mifarana hatreo e?
natrehako izany isan’andro mahakamo ilay mangina fa mampitoreo hoe

[pre+refrain:nony mouv]
aza avela irery aho fa mijaly
aza ahilikilikao aho fa maharary

[refrain:er+man & nony mouv]
miandry azy hitopi+maso
tsy sahy miteny hoe andraso
aza avela ho very aho
[chorus:nony mouv]
irery
mbola irery foana aho
(irery foana)
mbola irery foana aho



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...