
nony mouv - malagasy aho lyrics
[chorus]
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
[verse 1]
be ny sipa no miteny ahy hoe tsy manam+pitia
tsara daholo nareo f’aleoko ihany maka an’ity
sipa bikana feno hatsarana
ahitana hamanjana izay maka endrika sary tongotra havia
tiako izy satria mampalahelo ahy ny tantarany
miondrika lava izy rehefa eo anatrehan’ireo namany
hila hivaro+tena mihitsy izy amin’ity tsy fananany
izy tokony hinono indray ity no nonon’i mamany(ayy)
miondri+dava hotra anahy izahay samy tsara fanahy
fa izao no tsy nampitovy izy vehivavy ‘zaho lahy
ny anarako nony mouv fa ny azy gasikara
oay tena tsy izay kay moa fa madagasikara
‘zaho malagasy,ianao malagasy,tsika malagasy indrisy mbola misy mifamotika
miady ny ato sy ny ato mifamono mifanaratsy
farany ilay madagasikarako very
lasa miondrika
Random Lyrics
- conny - dumachstmich lyrics
- osei - mean girls lyrics
- jace! - catch who? lyrics
- juniorr34 - lazer lyrics
- anoravt - 2.0 debut lyrics
- courtney love - never gonna be the same - edited lyrics
- evil adeline - is it ok lyrics
- zahar444ik - скырпырдыр свэг lyrics
- omenza - bat & the cat lyrics
- грохот зомби (grohot zombi) - я долбоёб (i'm a dumbfuck) lyrics