
nony mouv - manirery lyrics
[chorus]
te handeha hitsoak’aho
any ho any mantsy no hampivoatra ahy
f’eto aho manirery foana,foana
tsisy namana hitafana
andro ratsy ny ahy fa tsy mba andro tsara
mivalana hatramin’ny hira tendrena,tendrena
[verse 1]
mangina irery aho ahilika,ankahalana
sambatra zareo ireny mba mikorana
te hotr’azy ireo aho nefa tsisy akama
dia ondri+dava foana ny ahy tsisy hazavana
mbola hitsiky aho fa ny mety eto aloha ny miala
fa mankarary fo,mampisy tantara fa
[chorus]
te handeha hitsoak’aho
any ho any mantsy no hampivoatra ahy
f’eto aho manirery foana,foana
tsisy namana hitafana
andro ratsy ny ahy fa tsy mba andro tsara
mivalana hatramin’ny hira tendrena,tendrena
te handeha hitsoak’aho
any ho any mantsy no hampivoatra ahy
f’eto aho manirery foana,foana
tsisy namana hitafana
andro ratsy ny ahy fa tsy mba andro tsara
tsy nivalana indray ny hira notendrena,notendrena fa
Random Lyrics
- jacob collier & samsung - over the horizon 2017 lyrics
- aaryan shah - i used to have strings (acoustic) lyrics
- joel adrian - soñar otra vez lyrics
- myron (ru) - будильник (alarm clock) lyrics
- aarcade - stay lyrics
- abitemi - ode (hunter) lyrics
- swampstarr exchristt - i'm the one lyrics
- the madcap (tur) - all or nothin' lyrics
- king kurlee - coconut tree (rap vocal) lyrics
- smokey mountain - leave me forever lyrics