nony mouv - marary an-doha lyrics
Loading...
[chorus]
maharary ahy ny an+dohako
maharary
dia eo am+pandriana no mampitony azy
[verse]
malemilemy
manjavona fijery aho izany
lasa ny tsiky fa maharary
manangam+panina ny maso
izay sakaf’ho hanina matsatso
mahakivy ahy
mila mpitsabo fa maharary
sorena lava aho
fa matory lava
mba te hiala teto nefa
[chorus]
maharary ahy ny an+dohako
maharary
dia eo am+pandriana no mampitony
maharary ahy ny an+dohako
maharary
dia eo am+pandriana no mampitony azy
Random Lyrics
- riscas - can you dance? lyrics
- jang yechan (장예찬) - why? lyrics
- fictionist - city at war lyrics
- maeve noiré - let it go already lyrics
- le rouge et le noir & côme (fra) - les maudits mots d'amour lyrics
- _volniy_ - ogtorch - чилловая lyrics
- wilson ransom - heavy metal lyrics
- üçkuruş (tr) - yine de üzgün 2.0 lyrics
- the equals - can't you hear that melody lyrics
- secret number (시크릿넘버) - bitter sweet lyrics