nony mouv - tari-dresaka lyrics
[nony & mouv]
ugrhh!!andriamanitra ô!fa maninona ary aho izany le?
mbola mitana ve ny fahasalamana?haha!huh!
uh!hmm!mm!ao izay ramouv a!miesora ato amiko amizay ianao fa efa te hiaina am+pilaminana aho io
ao fa kely sisa e!mbola hoentiko hanafika sy handravarava an+drafahantrana sy ny ekipany ary ianao izao androany hariva.hahahaha!
ataovy matotra koa le!
yeh,mbola hiara+hiasa amin’ny tanora maromaro.haha!
mba marina amin’ny mama ramouv!
aho any tsa robot ka hanao hazakazaka lavitr’ezaka lava izao
mba vizaka any aho
aza kamo lahy sy kanosa eo ialaha fa raiso ny antsy lava lela dia apetaho ny saro+tava dia andao handeha isika
shhh!mandreraka
kobon’laha ve ireo?
yeh,hitako io
ireo no manankana antsika tsy hahomby
jereo le stivane,mivanivany fahatany ilay tsy manjary ireo
dia ahoana inona ny paika?
‘zalahy any sady avo no ranjanana no bokona
aleo hangingina ary aloha dia izay kely indrindra no vitaina ny aminy e!
eny ary koa
Random Lyrics
- alicecrime - увековеченные имена (immortalized names) lyrics
- nabi - zwk freestyle lyrics
- xavier euphory - plot-twist lyrics
- eric burdon & war - paint it black (2025 remaster) lyrics
- deniswag16 - 27 октября (27 october) lyrics
- isco cruz - that night lyrics
- isurge music - sarsuwela ng bayan lyrics
- hugh jackman & kate hudson - forever in blue jeans lyrics
- niontay - dreamin (of u ;) lyrics
- reg rubio - 505 lyrics