azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

oladad - agnao lyrics

Loading...

miasa saina lav’izao (hé!)
mangin’irery le tsa eo agñao
manigna agñao aho e! magnina an+droky aho e!
(mahatsiaro agnao aho,malahelo agnao aho)
tsa zarizary ny fiainako (hé!)
navelanao ny foko tea!!
nanigna agñao aho e! manigna an+droky aho e!
(miangavy agñao aho, aza ilaozanao aho!)
ny adiady nandeha,nahatonga agñao ho roso e!
niangavy agñao miverena, fa sasa miandry aza avela
nangaigña teo aho, saika roso gegy anie aho!

[chorus :]
ié! aia ko ro ahitako agñao
mangin’irery aho le tsa eo agñao
(ia ko ho’aho ro asoloko agñao e!)
hé! aia ko ro ahitako agñao
mangin’irey aho le tsa eo agñao
(ia ko ho’aho ro asoloko agñao e!)

zatra misy anao,tsy teo ianao
nahatsiarotsiaro natadidy ireo zavatra natao
niaraha tsika sy ianao
tsisy pahalala ireny f’izaho sy ianao ihany
tsy ambaratelo, tô lasa alahelo
tô mila tsy ho zaka fa maranitra mandratra
te hiantso mafy anao, hitady hoe aiza ianao?
aiza ianao? aiza ianao?
aia agnao?

[chorus :]
ié! aia ko ro ahitako agñao
mangin’irery aho le tsa eo agñao
(ia ko ho’aho ro asoloko agñao e!)
hé! aia ko ro ahitako agñao
mangin’irey aho le tsa eo agñao
(ia ko ho’aho ro asoloko agñao e!)

[guitar interlude]

nivoendrivoendry aho, sy mba nanova hafa e! n tsa nahita aho! ny foko ro naratse!
agñao tiako ô! fa agñao ro tiako ô!
eko mba miangavy aho! mipodiagna agñao azafady e!
sasa miandry aho! mitalaho aho mba miangavy iei!!
(agñao tiako ô! f’agñao ro tiako ô!!!)
mmmm mijaly an’iaho, mararirary an’ia, fa mila ho roso gegy an’ia!! (tsa hitako ro hatao e!) manigna, fa manigna, manigna an+droky an’iaho!!!

[chorus x3]

[swing :]
tiako agñao!!
eee tiako agñao!!!
heeee ia ko hoa ro asoloko agñao eee!!!



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...