azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

princio – darling lyrics

Loading...

o ôôô darlin e ! misy zavatra tiako hambara e / -2

tsy mba zavatra ratsy ohatry ny inona e ! nefa ohatran’ny m-n-lasala e / -2

darlin ho’a darlin e ! misy zavatra tiako hambara e !

tiako ambara aminao le filing e ! misy zavatra tiako hambara e

tsy dia zavatra ratsy ohatran’ny ny inona e ! nefa oatran’ny m-n-lasala e ! /-2

zavatra tsy azo tenenina, fa voarara sy misy manejika e

saromana sy afenimpenina, lazaina fa teny tsy mendrika e

fa mbola voafetra mahabedy sy mahavoasazy

nefa ny olon-drehetra mankafy sy mitia azy

resaka tsy azo tononina tsy azo lazaina amin’ny teny gasy

henatry ny fiaraha-monina lazaina fa hoe teny ratsy

satria misy teny gasy anie indraindray mankarary ny sofina e

tsy azo tenenina mafy, fa bitsibitsihina fotsiny e

nefa dia tsotra sy maivana, raha atao amin’ny teny vahiny

toa vetivety sy haingana, nefa tsy ifanomezana tsiny

ka ambarako anao ilay filing e, ambarako madio tsara

ndeha izato izy darling e, faisons l’amour ce soir

oô darlin e ! faisons l’amour ce soir

darlin oa darlin e ! faisons l’amour ce soir -2

o ôôô darlin e ! misy zavatra tiako hambara e / -2

tsy mba zavatra ratsy ohatry nyinona e ! nefa hoatran’ny m-n-lasala e / -2

darlin oa darlin e ! misy zavatra tiako hambara e !

tiako ambara aminao le filing e ! misy zavatra tiako hambara e

tsy dia fôpla be tahaky ny inona e ! nefa ohatran’ny m-n-lasala e!

tsy maninona be tahaky ny inona ane le filing oa darling

resaka tsy azo lazaina fa mahasosotra sady mandrangitra e

nefa dia zavatra ilaina , matsiro ary koa mahafinaritra e

fa oe maramara adalana ary koa fahotana

ne fa dia zavatra tsara, mahasoa ny fahasalamana

tsy azo lazaina mivantana nefa ohatran’ny manelingelina e

nefa dia ilain’ny vatana, ilaina amin’ny mahaolombelona e

raha lazaiko teny gasy ilay izy betsaka be no ho tezitra e

sao dia lasa teny ratsy, ka aleo dia hazava ny hevitra e

fa mora vitaina raha atao amin’ny teny vazaha

tsy mankarary ny saina ary tsy mahasosotra ho’a

ka ambarako anao ilay filing e, ambarako madio tsara

koa de la be darling e

faisons l’amour ce soir



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...