rija ramanantoanina - mino aho lyrics
Loading...
mino aho fa onena ny mijaly
ny raintsika ao an-danitra ao
ka indro ny vavako mivaly
nampiany aho ka nahita anao
ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
mino aho, mino aho, mino aho
ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
mino aho, mino aho, mino aho
mino aho f’andriamanitra tsitoha
mpamoron’izao tontolo izao
no mbola hanao izay hampifoha
ho ahy ny fitiavanao
mino aho f’andriamanitra mahery
mpamoron’izao tontolo izao
hitandrina anao ho ahy irery
hitandrina ahy ho anao
ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
mino aho, mino aho, mino aho
ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
mino aho, mino aho, mino aho
Random Lyrics
- ella willson - time flies lyrics
- padrino - qualité linguistique lyrics
- the rampage from exile tribe - shangri-la lyrics
- kaczor brs - złą sławą owiany lyrics
- янг дрын (yung drin) - терь (now) lyrics
- david shawty - spirit baby lyrics
- ringworm - vicious circle of life lyrics
- kevin - simpel lyrics
- spencer annis - love speak (bonus track) lyrics
- 3rei sud est - mi-e dor lyrics