rim-ka - very jery lyrics
Loading...
tsy ankilanao baby zaho mivaha
tsy avoniko fa zaho mankatia
anao malaza tsy mora azo
te hanaraka anao zah nefa tsy mahasahy ah
[chorus : x2]
aminao io zaho manangy, aaah aye
ankoatra anao fa tsisy
ankoatra anao tsy mila koa zaho
anao viavy
mahavery jery (very jery eh)
mahavery jery (very jery eh)
mombamomba anao
fitiavako anao io manakahôla zaho
iaretako foana na dia anao mamay
mamay, mamay
anao raika foana ampelatanako
(shakeee !)
mifampitantana era+ndalambe
amin’ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
anao mahay, zaho mahalala
fa na impiry (zaho tsy hiala)
[chorus x2]
Random Lyrics
- d3nd3 - gon do¡ lyrics
- tissan - tempête lyrics
- original london cast of the music man - seventy-six trombones lyrics
- bliss n eso - bim bam boogie lyrics
- los donnys de guerrero - ya no te quiero lyrics
- jul - alcantara lyrics
- the brookses - high noon lyrics
- dov - hold you down lyrics
- drove - into the light lyrics
- leka (lëka) aleksei dmitrienko - виртуальный секс (virtual'nyj seks) lyrics