azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

samoela – rahoviana lyrics

Loading...

ny alatsinainy hoe mba herinandro vao

nefa miandry ny hariva vao ahita anao

ny talata anefa andro koa fa tsisy fika ny rendez vous

ny fombanao tato ato ihany koa fa tsy hita makaiza rehefa alarobia

miandry anao dia miandry hatrany vao miara-dia

rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao

fa na ilay fitiavana ary toa misitery

satria izao sy ianao tsy mety ho irery

rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy

tonga indray ny alakamisy, mila miala maraina ianao

ny zoma dia efa hiara-malala fa ianao hivarotra eny amin’ny pochard

ny asabotsy hoe mba ho an’olon-droa nefa fa zara fa miaona ary isika roa

ny alahady moa tsy asiana teny fa anjaran’ny fianakaviana

rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

fa na ilay fitiavana ary toa misitery

satria izao sy ianao tsy mety ho irery

rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy

inona ary tia …. tsy andro fety zao

mankaleo … leo leo ah

marina e….. tena leo

janoary, febroary ny alahelo anao no be an-doha marary za mijaly

marsa, avrily miadry valim-bavaka ry maria virijiny

soa iany fa mba nisy ity volana jona fa ilay fetifety mba makan-dolo

ilay nofinofiko iny manamboatra anao milay

efa dila indray koa ity volana jolay

rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

fa na ilay fitiavana ary toa misitery

satria izao sy ianao tsy mety ho irery

rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy

rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izaho sy ianao

fa na ilay fitiavana ary toa misitery

satria izao sy ianao tsy mety ho irery

rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po

fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren’ny vola sy adidy



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...