shyn - mahatsara zaho lyrics
tsapako fa banga foâgna ny tontolo
izy kô anô tsy akeo ray minitra ama tsy feno
foko misento satria rô zatra mahita anô za!
tsisy rà manjary, zeigny atao jjiaby
kara mtapy, mivezivezy tsisy tagny omboana
mafy ràaha maazo, ho very koà raha tsy misy anao zah! (yeah yeah)
na andalam-be, na amin’ny alim-be
tsy ary nisy koa fotoagna
ke tsy hatsiarôvako anao
tsy digny ny mandraigna (baby!)
ankilanao no tiako
ankilanao no hoe
mahatsara ‘zaho (baby!)
ankilanao no mety
ankilanao za mafy
n’ino n’ino mety ho ady misy (yeah!!)
mila anao ‘zah isan’andro
satria rô tena fy ny ankilanao
hifampizarako ny mafy sy ny meva
ndré maro fahavalo fignoako anô
tsy ho rava an’zany
nandalo, nandrava
tsy hampifindra tsy hampihôva fitiavako anô aby rah’zany
na firifiry, na hirifiry
fitsapana mainka kô mitombo
fitiavako anô, tsy hay rarana
mahery, mahafaty
nefa hatramin’izay anô foagna! (yeah!)
anô rô tiako, anô no ilaiko
anao f-gniriako ho namana amin’ny ho avy
ho vady hitohan’aigna (baby!)
Random Lyrics
- bessa sy lola - jangobo lyrics
- lil sif - скрудж макдак (scrooge mcduck) lyrics
- mc maromba - não faz essa cara lyrics
- benedict cork - funny how things change lyrics
- mata - l&m. lyrics
- donald quao - boji moni oji lyrics
- gangsburg - восход (prod. by fmkid) lyrics
- ivonne guevara - nada es todo lyrics
- smiley tower ft. king lil g - illegal alien lyrics
- delahoia - regn i tokyo lyrics