toulyo r. - fane lyrics
miezaka mitraka aho na maro aza ny olana satria efa aiko hoe tsisy hanampy ahy hiarina
impiry ny lavo aho dia impiry no niarina
impiry ny lavo aho dia impiry no niarina
zay mila milli, fa hatreto mbola anaty mele
mouiller+nay ny maillot eny ambony kianja dia antsoy aho hoe fane
oh maria mila poser
tsisy cocaina, tsisy codé ny ne+vei
mila au sommet izahay efa hatramin’ny petit
igo, izahay mila tafita vao miala eto
izahay mila wari, tsy mitata
fa asa vita ny anay no hitsara
fandresena no tanjona efa hatramin’ny ela
babeko ny nueve dia kobonao tsara
igo, mila biff any pablo
grinta anaty tsy hita ny tableau
baby za mila mi+maille ya
radem aho eny amin’ny té+cô
anaty délire+ako aho enga
izahay mila deba, hihisa euro (euro)
family rehetra koahy wari (igo)
family rehetra ko ho ary
tadidio hoe mafy ela
hapirimo ny tahotra rehetra any (eh)
fantatro hoe mafy ny fiainana n+ggaz
nefa ela ihany no afaka hanova azy
tsisy natеraka tonga dia tafita eto ka
na misy ary ela efa tsy izy
ka tomany lava anao io tsy vahaolana
tairo mitrakà dia raiso ny angady
nga tsy hoе « hiravaka versace »
za tsy ho very satria za tsy ho very
izy tsy hasiko kisma
fa androany hatsangako ny verre
tsy ahoako fa aleo hisozy ireo
fiainana koa anie kodiaran+tsarety
androany tsy manam+potoana ho anah izy dia rapitso za indray no mba miavona
oh maria mila poser
tsisy cocaina, tsisy codé ny ne+vei
mila au sommet izahay efa hatramin’ny petit
igo, izahay mila tafita vao miala eto
izahay mila wari, tsy mitata
fa asa vita ny anay no hitsara
fandresena no tanjona efa hatramin’ny ela
babeko ny nueve dia kobonao tsara
igo, mila biff any pablo
grinta anaty tsy hita ny tableau
baby za mila mi+maille ya
radem aho eny amin’ny té+cô
anaty délire+ako aho enga
izahay mila deba, hihisa euro (euro)
family rehetra koahy wari (igo)
family rehetra ko ho ary
Random Lyrics
- chongo - datemonogatari! lyrics
- thin lizzy - romeo and the lonely girl (acoustic) lyrics
- nicklas sahl - you like drugs lyrics
- lolene - under the bus (demo) lyrics
- the red moon macabre - gaslight theater lyrics
- kalika - mes réveils sont des alarmes lyrics
- brutus (bel) - what have we done (live in brussels) lyrics
- abbie gale - heliotrope portrait lyrics
- saiphon - cats can't play guitar (re-recorded) lyrics
- birdz & fred leone - turning the page lyrics