zay - 'lay tanatsika lyrics
Loading...
hotsahivintsika androany ilay fotoana iray
fotoana voalohany
nifampizarana ny soa sy ny mamy
dia ilay fitiavana
fotoana tsy ho adino ary efa voatondro
fa hoe manomboka eo
ilay tantara nitohy ary irina
ho mandrakizay
‘lay tanantsika nifandray
‘reo fotoana mitempo ho iray
mitempo fitiavana
‘lay masonao mijery ahy
nambabo ireo fo sy fanahy
niandoha teo ‘lay fiarahana
betsaka ireo sedra ‘zay nandalo avy eo
ireo sento miara-manahy
ireo fankam-panahy izay nihelo eo
hatramizao raha vao manahy
ankinina amin’i ray ireo ‘zay mbola ho avy
mba tsy havalona azy
ka ‘lay fitiavantsika hitohy
ho mandrakizay
Random Lyrics
- ambitsyx limn - alive(intro) lyrics
- myrath - monster in my closet lyrics
- 47shawnn - exclamation point lyrics
- wild wes - hyper lyrics
- neil sedaka - tears on my pillow lyrics
- isle of eight - jean jacket lyrics
- joe crepúsculo - el reino de la nuez lyrics
- poi$onous - нужно больше lyrics
- luigi - logi tómasson - púlla upp lyrics
- bigone (korea) - too much lyrics