zay - tsotra i lyrics
tsy hanihany, na kilalao
no mahatonga ahy hitia anao
fa fitia avy ao am-po
lay tsy mba mety ho lo
fitia tsy rendrarendra fa ho doria
tsy haitraitra fa tena tia
vonona mihintsy ny hiara-dia
vonona hamafa ireo lasa
hanolotra ho anao
fitiavana mandrakizay vaovao
(-)tsy hoe ilaza fa izao rehetra izao
dia atolotro ho anao
toa ho nofy ihany izany
fa izaho sy izay mikasika ahy rehetra
fitiavana tsy misy fetra
no omeko anao tsotra izao
ka raha mbola misy any ho any
manambara ny aminao toy izany
hoento aty raha saha miteny
hilaza ombieny ombie,y
fa manana fitia ho anao toy ny ahy
tsy hoe hilaza fa ny volana eny ambony
irony kintana irony
no atolotro ho anao
fa izaho sy izay mikasika ahy rehatra
fo, fanahy, saina toetra
no homeko anao tsotra izao
Random Lyrics
- silent exile - walls of society lyrics
- 148 - blessed lyrics
- mucho calorr - ferrari lyrics
- dieserdad - ich hab dich wirklich lieb (oskar disstrack) lyrics
- young zion 6600 - fuck! lyrics
- charcom - simon says lyrics
- haiti babii - big haiti lyrics
- lil darkie - la la lyrics
- arne parrott - write like shakespeare lyrics
- pradacase - covered in chrome lyrics