adeline – inona no antenainao lyrics
inona no antenainao amin’izao fiainana izao
hasambarana ve, sa fiadanana koa
mandalo miserana izany
matetika aza ny andronao feno alahelo, hakiviana
very hevitra ianao
ary indro antsoinao rafahafatesana
ity fiainana ity, tsy hitondra fiadanana ho anao
raha ity fiainana ity, famoizam-po no entiny ho anao
ity fiainana ity, ahiahy sy tahotra no atolony anao
ity fianiana ity, fahoriana no hafany ho anao
hevitra atoroko anao amin’izao taonanao izao
tsy mety ny fiainana raha toa ka lavitra an’andriamanitra
jesosy maty hamonjy anao, ary hanasitrana anao
raha toa ekenao izao anio izao jesosy hanafaka anao
jesosy kristy raiso ho anao fa fiainana izy
jesosy kristy hamelombelona ny fonao
jesosy kristy hitondra fifaliana, fahafahana ho anao
jesosy kristy fiadanana be no entiny ho anao
jesosy kristy raiso ho anao fa fiainana izy
jesosy kristy hamelombelona ny fonao
jesosy kristy hitondra fifaliana, fahafahana ho anao
jesosy kristy fiadanana be no entiny ho anao
Random Lyrics
- fernando melo – meu sofrer é meu poder lyrics
- taxi b – scarface lyrics
- slow and steady – pendulum lyrics
- paddoorise – moni kojo lyrics
- mennoboomin – trust issues lyrics
- mc davi – menina esperta lyrics
- cricket & numen – kthema kohen (remix) lyrics
- thrive worship – like no other lyrics
- mkultra – metal gear lyrics
- d46l.o – abibas lyrics