azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

amaf – mbola hafa lyrics

Loading...

sambatra aho eo anilanao

ry tompo tia sy mpamindra fo

fa mbola hafa ny fitiavanao

navelanao ny hadisoako

ny vavaka izay tononona

raha miresaka aminao

dia nahitako fiononana

nitondra hery vaovao

ref: fa mbola hafa ianao ry ray

mahatahiry sy mamindra fo

mikolokolo ny fanahy

mikarakara manasoa

tsy mba navelanao ho irery

hiatrika ady mahavaky loha

fa indro tonga ianao nijery

fitia tsy mananmpaharoa

raha mbola hisy koa ny farany

ny fanantenana no hiraina

samy hahazo ny anjarany

fambola ho avy ny maraina

ny sandrinao no hifikirako

ny teninao no hianteherako

sambatra loatra ny anilanao

fa mbola hafa ny fitiavanao

sambatra aho, afaka, tompo ô! misaotra anao…..



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...