anyah – mikipy lyrics
Loading...
mikipy ianao mijery ahy, maka fy tokoa henika fitiavana ny alin-tsika roa
mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
avia, chéri, tongava aminíizay
ny vatanao mangovitra mitsena ahy
ny tenanao mandositra manenjika ahy
ny masonao mikipy sy mihiratra indray
ny masonao mikatona sy misokatra indray
dia hoy aho hoe
mikipy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
henika fitiavana ny alin-tsika roa
mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
avia, chéri, tongava amin’izay
mikipy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
manonona ny anarako tsy misy fiafarana
mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
avia, chéri, tongava amin’izay
Random Lyrics
- golden vessel – snowcold (ft. lonelyspeck) lyrics
- in2it – shining star lyrics
- ferraz (brasil) – emoji de cowboy lyrics
- city in the sea – becoming stronger lyrics
- kalim – nie wieder broke lyrics
- young finn – zniszczony lyrics
- lil tracy – swerv n serv lyrics
- daoko – again lyrics
- yung nasty xvi – medicated lyrics
- money – louis cole lyrics