azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

da hopp (fanantenana) – soa ihany ah’fa lyrics

Loading...

soa ihany ah’fa lyrics
ayo ! nifoha maraina aho nitsangana avy ao am+pandriana
dia somary variana
tsy tamby isaina ny faniriana
toa be ny fahavalo anefa tsy nanao ratsy
dia miaro tena, soa ihany ny “rap” fa tsy basy
ny fiainana kômbaka, ilaina ny lohana dimbaka
diniho daholo ny olona, fa tsy moramora ny tolona
misarotava hozizy deka fa be ny tsy mahataty
ilay tsiky eny amin’ny tava manafina fijaliana anaty
mafana ny ady, rovidrovitra ny “kimono”
fa izaho mbola tsy “k.o”, mbola ho azoko ny “ gros lot “
ho dezaka ny aleha ! ka noho izany tsy maintsy fetsy !
tsy mamela mahazo ! fa sao dia dangy izay resy!
tsy mahatoky n’izaniza afa tsy ny akama
anefa ohatran’iza ny atao hoe akama?
(ohatran’iza ny atao hoe akama?)
aty amin’ny haintso+haintso sisa no misy fanantenana
… amin’izao ! ho aisss ! soa ihany aho fa tao
ny manodidina rehefa ilaina mody miala “pas”
tao taranak’ikotofesty sy imahaka
ilay toen+tsaina tsy misy madio, ilay fanahy maloto
gasikara raha marary feno aretina avy amin’ny loto

soa fa feno “calibri” izay nanaingo ny tanana saga a!
soa fa nisy haintso+haintso taranja
soa fa nisy nanao hoe takizay aho mba !
fa ny tarigetran’ny kôfboay anao hoe soa ihany aho fa !
namaky lay ann ! soa ihany aho fa !
dia n’aiza n’aiza aleha oh ! soa ihany aho fa !
fa minday an ! soa ihany ao fa !
ny tarigetran’ny kôfboay ny anao hoe soa ihany aho fa !
be ny nantenaina fa vitsy ny azo anteherana
dia izaho sy ilay inoako sisa no afaka hifanaraka tsara
tsy misy tambiny io na tery fa an+tsitra+po
enta+mavesatra io ry akama tsy misy lanjany avokoa
tsy aleo ve maty avy eo toy izay hijaly anaty sazy
sao tratrin’ny odin+drazana ! “bon voyage”!
tsy asiana valy faty ary tsy atao mampitapy
ilay ho lasa voalohany ny tomboka d’efa ampy
tsy aleo ve miara+miainga ry tsamy dia miara tonga
dia miara mifaly, miara ory fa izay ilay fomba
m+f+ dimy dia hazandrano telo
izay no atao mahavita fa ianao aza malahelo
ny hirahiranao mety mba ho hirako ihany koa
dia lamozikako mety mba vazonao ihany koa
fa n’aiza n’aiza aleha tsy misy tany tsy misy jôba
izay tendan+kanina ihany amin’izao no manisy kôkany

soa fa feno “calibri” izay nanaingo ny tanana saga a!
soa fa nisy haintso+haintso taranja
soa fa nisy nanao hoe takizay aho mba !
fa ny tarigetran’ny kôfboay anao hoe soa ihany aho fa !
namaky lay ann ! soa ihany aho fa !
dia n’aiza n’aiza aleha oh ! soa ihany aho fa !
fa minday an ! soa ihany ao fa !
ny tarigetran’ny kôfboay ny anao hoe soa ihany aho fa !
arakin’ny voalaza , izay voalaza dia voalaza
izay kôzy dia kôzy, izany ilay rima mam+f+na rôzy
hifampizarana tsisy hifanambanana basy
tsy mila “pasy” fa sipa, “cali”, miandry fa gasy
tena mety ampela mantsy no voahenjika eran’ny tampon+tanety
teny napetaka hatramin’izay ? azo apetraka
napetraka , ilay pra tafatraka anatin’ilay strataka
ilay “kata”, teknika tsy fampiasan’ny akoho fataka
ka soa ihany hozizy nandrindra, nandahatra ilay lahatra
izay tokony nataony ihany no nataony, ataony
haitraitra sy filiriny tsy misy fa mandeha gôna
tsy misy nipetraka rehefa mipisy
tsy misy an’izany hoe tonga fotoana
“tak’izay aho” hoy ny sasany niaina tanaty haintso haintso
na maintso fotsy mena ny lokony lazaina fa tsy mist tompony
tsy “quoi” ! tapeno ny ahy ny “wesh” anaty taratasy !
eoah basy! tif – a – tif ny rap gasy !

soa fa feno “calibri” izay nanaingo ny tanana saga a!
soa fa nisy haintso+haintso taranja
soa fa nisy nanao hoe takizay aho mba !
fa ny tarigetran’ny kôfboay anao hoe soa ihany aho fa !
namaky lay ann ! soa ihany aho fa !
dia n’aiza n’aiza aleha oh ! soa ihany aho fa !
fa minday an ! soa ihany ao fa !
ny tarigetran’ny kôfboay ny anao hoe soa ihany aho fa !



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...