eric manana – aza hilaozanao lyrics
Loading...
aza hilaozanao e !
raha mbola azo atao e
aoka kely aloha
mba mahaiza manindry fo
’ty valizinao miangavy, miangavy aho mba apetraho re
dia mba meteza aloha
hihaino ahy faramparany
ampio tosika aho e !
hanavotana
ity fitiavana ’zay nandorondoro ahy
milela+paladia e
tena handohalihako iny !
aza hilaozanao, aza hilaozanao
fa moa ve mba fantatrao, fa tsinontsinona aho e
raha tena ianao izao re no lasa midify ary ka mandao
Random Lyrics
- nnferno – numb lyrics
- la convalescenza – hýbris lyrics
- fxll – imcp lyrics
- emily ann roberts – bless this mess (live) lyrics
- divanhana – grana od bora lyrics
- chrishan – come on in lyrics
- t.a. loc – я 1 (i’m alone) lyrics
- sfven – there for you lyrics
- darmo – lo único que tengo lyrics
- bryslizzy – lateral lyrics