azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

feo gasy – ramano be galona lyrics

Loading...

ny tanin+dramano ô
dia tany zana+tany é
ny tany tamin’izany
mbola feno zana+tany
nanainga i ramano ô
tsy afaka nandahy é
nirongo basy lava
nilanja barda a

ady no naleha tsy anaovana kinangy e
nitifitra na maty nefa olo zana+tany
naverina ramano ô
tsy maty nefa angano ô
ny vanja zay nipoaka
nanjanaka ny lohany

galonan’dramano ô
dia nisy tena izy é
fa nisy nampihomehy
nampihoraka ny ankizy
satria kapsily
sy fatina bilao
korintsana eny an+tratrany
grade be tsy zakany

nalevona omaly
ramano be galona
reo mpananihany
nanjary nitomany
ny tanin+dramano ô
dia tany zanatany
tany tamin’izany
mbola feno zana+tany



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...