gun jiolambups – kifeko ankahalaina lyrics
1 ahitsio ekeko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh] hametra+pialana aho fa ny miaina angamba ts’ho ahy. fa feno fankahalana (yo) ny fo saina fanahy. nianatra nitia aho fankahalana no hitako. ny hanadino anao hatramzao aloha tsy vitako. ‘lay endrikao nitondra taratr’hazavana. ankehitriny kifeko anaty fankahalana. mangidy noho ny fahafatesana ianao. manosik’ahy hisafidy ho azy fa tsy ho anao. kifeko ‘lay hafanana vao maraina nefa… ny foko mizaka ny tsy eran’ny aina koa refa… tia adal’eh, tsy vitako ny hankahala. satriko foana hiantso anao oé “malala” eh. ekeko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh] za mantsy (yo) tsy manana. ankoatry ny fitiavana (ho) zaraina aminao ré rahavana tsy manana teny mamy hampanofinofi androany dé rahampitso ho lasa tomany. mahantra fa (yeah) manana fo feno fitia. tsisy fifty [fifty+fifty]. nafoiko anao daholo izy iray manontolo. ra ilaina dia seraiko ho anao ny tontolo. i luv u so much indrisy mantsy fa tsy nino enao oé matotra. lé koziko oé hifamatotra. fa nodianao fanina, nasetrinao fankahalana. oé mpiakama??? handeha aho fa tsy tamana (eh) ekеko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby еh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh]
Random Lyrics
- montana of 300, talley of 300, no fatigue, $avage – fge cypher 3 lyrics
- pit pony – dutch courage lyrics
- iv and the strange band – drinking sad lyrics
- agentx music – shock lyrics
- nwm cee murdaa – hit a cut lyrics
- the chronicles of manimal and samara – human sacrifice lyrics
- валентин дядька (valentin dyadka) – агент (agent) lyrics
- karine – aquarela lyrics
- fat squad – fireworks lyrics
- all/noxious – why sometimes u act like u wanna break up? lyrics