azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

hantatiana – tiako loatra lyrics

Loading...

tiako loatra ny midera anao

ry andriamanitra fitiavana ô

andriamanitra avo indrindra ianao

nefa dia mitia anay

naneho ny fitiavana ianao

fony aho mbola mpanota

maty ho ahy tokoa ny zanakao

mba ho fanavotana ahy

ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika

hanaratsy anao

mbola asandratro ny hira

hanoy ny fiderana anao

ry jehovah tomponay ô

ho azy ireo anie nity hira ity

haneo ny fitiavanao

ibitsiho f’ianao koa mbola tia

raha jereko ny lanitrao

izay asan-dratsantànanao

sy ny volana amankitana

izay noforinanao

inona moa ny olona

no hahatsiarovanao azy

nataonao ambany kely

no andriamanitra izy



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...