azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

jalvic meyo – tsy tiany ony aho lyrics

Loading...

official (lyrics)
tsy tiany ony aho, fa izy handeha hisidina a!
tsy mahavita an’izay tiany ony aho, fa izy hianatra hanidina a!
ny lalany anefa azoko refesina
môlamôla maika hamindra te ho arafesina
mbola maro ko ireo haiko hoe mety ho tia anah
fa tsy ianao indray no ataoko hoe hankahia anah
misy manafy aho ra mangatsiaka tsisy anao
na mafy ny alaheloko ataoko tsy ho hitanao
tsy vady mendrika ho ajaina ianao fa kilalao
tsy mahavita an’izay tiany ony ah a!
fa izy tsy navoaka hoe handeha hijaly
tsy tao amin’ilay niriany ony zah a!
tsy ataoko hankalahelo koa na hampitomany
fa hanoy ny lalako aho raha ianao no tsy tamana
mitady soa nefa tao malaina hafanana
mahay mandrora ihany ianao saingy hoe tao mitsilany
ôh ôh ôh ôh

tsy tiany ony aho, fa izy handeha hisidina a!
tsy mahavita an’izay tiany ony aho, fa izy hianatra hanidina a!
ny lalany anefa azoko refesina
môlamôla maika hamindra te ho arafesina
mbola maro ko ireo haiko hoe mety ho tia anah
fa tsy ianao indray no ataoko hoe hankahia anah

tsy nidiran’andro aho anefa fa akaiky ny soa nialanao
tsy oram+be na havandra fa mbola ianao no nandao
efa tapaka ilay tady nampifamatotra
na ho mafy ny alaheloko ataoko tsy ho hitanao
zaho solafaka fa ianao hianatra hamindra
tato am+po ihany ianao saingy efa nifindra
na mafy ny alaheloko iniako tsy hita
izay ho tohiny eo tsy ho takona fa iarahana mahita
ôh ôh ôh ôh
mbola ahatsiaro anah foana ianao fa aza maika
ilay rora nafafinao mbola hivaly sento
ny lalanao efa haiko hoe mirefy ahatreto
ka ho dorako ny momba anao fa izaho tsy hisento
tsy mahavita an’izay tiany ony aho dia izy hande
tsy ataoko hankalahelo ko anefa fa ny tia ahy ko mbola be e!
handeha hianatra hamindra ianao nge hoa miha lehibe
tsy zaza intsony ianao ka diniho ihany izay tokony ho aleha
satriko ny hitoetra anilanao kanefa indrisy
ilay fandriana nafana nilaozanao, ka ny lasa tsika no aleo havaloko
ôh ôh ôh ôh

tsy tiany ony aho, fa izy handeha hisidina a!
tsy mahavita an’izay tiany ony aho, fa izy hianatra hanidina a!
ny lalany anefa azoko refesina
môlamôla maika hamindra te ho arafesina
mbola maro ko ireo haiko hoe mety ho tia anah
fa tsy ianao indray no ataoko hoe hankahia anah



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...