lucas ravoson – tia ho faly lyrics
Loading...
sary iray ‘zay manako
feo iray tsy re
vina toa mijanona eto
nofy navelanao teto
veloma ianao mandra#pihaona
tsy ho ampy mihitsy ny fotoana
tantara tsara fiafarana
ho tody amin’ny fiandohana vaovao
mianatra ny miaina indray aho
ahona re rehefa tsy eo ianao?
mba tia ho faly aho
tsaroako indray ilay sarinao
reko foana ilay feonao
mijery avy lavitra no hataonao
voasoratra ilay tantara vaovao
andro iray izay nandrasana
hifampitantana indray
‘reo feontsika roa hiara hikalo
fa tena faly
Random Lyrics
- ennis sisters – turn up the radio lyrics
- forest green – red waves lyrics
- אלון עדר – hayom beisrael – היום בישראל – alon eder lyrics
- scar spades – living in the worst way lyrics
- dreamwalker – sacred soul lyrics
- bugs (au) – personal saviour lyrics
- absynthe minded – hell hole lyrics
- aviva (thisisaviva) – rabbit hole (nightcore remix) lyrics
- cippy – cowboy lyrics
- bryan chua – broken light bulbs lyrics