azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

mage 4 – fiainanay ety lyrics

Loading...

na dia tsy nahafantatra aza aho

izay miandry ao anaty ny aizina

nanaiky aho ny nilaza hoe

aloe aho no hialoha lalana

na dia nanorana ny andro

tsaroako aho natao fialokao

na naratra aza ny tenako

miaritra ny hirifirin’ny fitiavana

nanantena aho fa hitsena ilay

ilay mamy avy aminao

nieritrertra aho fa tsy ho sahy ianao

nanova indray ho fefy

ireo soa natao

rehefa nony andro maraina

toa nikopa-tanana ahy ianao

lasa nisy hatsana indray

nanelanelana ahy sy ianao

nefa ireo voa izay nafafy

nanantena mandona avy aminao

ilay taniko lasa ngazana

avilinao ilay tatatra

tsy ho amiko

ref :

fiainanay ety

voasarona alahelo

fiainanay ety

mahantra fifaliana

fiainanay ety



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...