azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

mage 4 – miova ny fitia lyrics

Loading...

noheverinao hitohy tsy hisy hiova
ny fiainanareo roa
natoky foana teny ianao

na ireo fihetsika nataony aza
tsy nahataitra anao
noheverinao ho fitia

kanefa ny azy toa tsy izany
f’efa ela no niovany
fa tsy nasehony anao

ref: miova ny fitia
ka aleo hanaraka izay tiany izy
fa aza omenao tsiny izy raha toa tsy tia
miova ny fitia
aleo hanaraka izay tiany izy
fa aza omena tsiny izy raha toa tsy tia

ninoanao hitsiry lohatoana
ho fihoty fararano
ilay voninkazo teo
nefa raha fitia tenaina foana
ho vasoky ny andro
hanjary mankaleo

ref:…..

noheverianao hitohy tsy hisy hiova
ny fiainanareo roa
…natoky foana ianao….



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...