mahaleo – mimoza lyrics
Loading...
tiako hafindra aminao
ny fitiavako mimoza
kanefa raha tsy tianao
dia avereno ho ahy
ny fitiavako mimoza
misy toerana mafana
tsy mba mam-n-la
ao anatiko ao
toerana kelikely, afaka hitahiry
ny fitiavanao mimoza
manimanitra daholo, izay lalovanao
misy fofom-boninkazo
vononkazo mimoza
andao fa ho entiko ianao
faly aho raha hitanao
ilay saha mimoza
izay toerana falehako
efa nanamboarako
trano kely mimoza
ny andro efa hariva
tsy mba fantantsika
ao anaty tranokelinao
ny afo manazava
dia hanome hafanana
hafanana mimoza
ny haizina mangina
efa manery antsika
handao ity tranokely
tranokely mimoza
raha sendra lasa izaho
raha sendra tsy eo izaho
dia izao no zavatra hataonao ahy
mandehana any an-tsaha
ary mangala voninkazo mimoza
Random Lyrics
- los blues boyse – utkant lyrics
- pablo de soul – one session lyrics
- caprisean – pulled up with lyrics
- versus battle – palmdropov vs vityabovee (i этап) lyrics
- u2 – new year’s day (usa remix / kevorkian remix) lyrics
- rend collective – life is beautiful lyrics
- humming house – atlantic lyrics
- zach winters – these are the days lyrics
- leandro & romário – suor da sua boca lyrics
- rend collective – ireland’s call lyrics