mika sy davis – amiako anao lyrics
Loading...
oooh ooh ooh yeah
tonga zaho andeha hisôma lamozika
zegny donko ataoko mbo
hampitambatra antsika anh hen
tonga zaho andeha hisôma lamozika
zegny donko ataoko mbo
tsy hampisaraka antsika
mankatia anao
fô zaho mila anô
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva
fitiavagna ah ah ah
sy fiarahagna
allo fô…
tandrignesa mô…
ambilé nô zaho mbo hikoragna
ambarako anao, rah marigna atsia oh yeah
ambilé nô zaho mbo hikoragna
atoroko anao, fitiavagna…
tandrigneso ny hira
ataovy souvenir ah!
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva
fitiavagna ah ah ah
sy fiarahagna
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva…
Random Lyrics
- banda 69 – vou pedir uma c.p.i. lyrics
- bandgang lonnie bands – danger lyrics
- strangers in town – memories lyrics
- shyboy – ur name lyrics
- teef lad$ – c.a.m.b.r.a. lyrics
- lanco da cartel – winona lyrics
- gmk – gang thang lyrics
- an unkindness – the scab lyrics
- kobanoshi – denial lyrics
- the rooves – television lyrics