rak roots – ny hakantony lyrics
tafalatsaka tamin’ny hakantony aho
bika sy endrika ny azy fara-tampony a!
hahaaanhaaan!
soa ihany fa bandy milamina be ka tsy tia mikorontana
fa mandamina maivana a!
ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany
sa ve hoe zah no mbay tany
dia hiala maivana
k’aleoko aloha midoladola dola
doladola doladola
doladola doladola miadana eeee
ny hazaka anao tsy vita moramora
moramora moramora
k’aleoko midoladola dola miadana eeee
tsara hoà ‘lay zava-boarin’andriamanitra
sady kanto, no meva, no manitra
antsônane e! masiso ouh!
tsy tafarina intsony aho fa babony aho (babony aho)
indrindra rehefa mijery ny masony a (masony a)
tsy fanahy iniako anie fa matoa zah toa zah dia love e
love love aminao
ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany
sa ve hoe zah no mbay tany
dia hiala maivana
k’aleoko aloha midoladola dola
doladola doladola
doladola doladola miadana e eee
ny hazaka anao tsy vita moramora
moramora moramora
k’aleoko midoladola dola miadana eeee
ny foko efa bouboouboum brrr boubouboum
tena hoe bouboouboum brrr boubouboum
tena hoe bouboouboum brrr boubouboum
efa tsy haiko intsony e
ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany
sa ve hoe hoe zah no mbay tany
dia hiala maivana
k’aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh
k’aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh
k’aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh
k’aleoko aloha midoladola dola
doladola doladola
doladola doladola miadana eeee
ny hazaka anao tsy vita moramora
moramora moramora
k’aleoko midoladola dola miadana e eee
k’aleoko aloha midoladola dola
doladola doladola
doladola doladola miadana eeee
ny hazaka anao tsy vita moramora
moramora moramora
k’aleoko midoladola dola miadana eeee
Random Lyrics
- ams (rus) – будет богатым (will be rich) lyrics
- noble3mc_writer – all to the champion lyrics
- zed yun pavarotti – le paon lyrics
- ゆのみ yunomi – ダンスフロアの果実 (the fruit of dance floor) lyrics
- waze – what’s ur name lyrics
- guntur sapta – ramuan herbal cina obat herbal cina ala tionghoa lyrics
- sanni – ei (vain elämää kausi 4) lyrics
- neil sedaka – sleazy love lyrics
- yung koldyn – трэпим после школы lyrics
- joleen benoit – tokyo girl lyrics