azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rija rasolondraibe – anao ny dera lyrics

Loading...

jesosy ô raiso ny fiderana fanat-tra ankasitrhana

jesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao

ny fitahianao (ny fitahianao)

izao tontolo izao (izao tontolo izao)

manome fiantrana (fiantrana)

sy ny famelana (sy ny famelana)

ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)

ianao nampahoriana (fahoriana)

jesosy ô…

anao ny dera, voninahitra anie mpanjaka lehibe

mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao

{interlude}

jesosy ô…

nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)

manome aim-baovao (manome aim-baovao)

manome fandresena (fandresena)

sy ny famonjenba (sy ny famonjena)

nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)

sy ny fifaliana (fifaliana)

jesosy ô…

anao ny dera…(2fois)



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...