solika – mifankatiava ihany lyrics
mifankatiava ihany,raha mbola velon’aina
tsy misy toy izany o! no mampifaly saina
ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
isika no mikasa,ny ratsy ho adinona re
ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
isika no mikasa,ny ratsy ho adinona!
mifankatiava ihany,raha mbola velon’aina
tsy misy toy izany o! no mampifaly saina
ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
isika no mikasa,ny ratsy ho adinona re
ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
isika no mikasa,ny ratsy ho adinona!
ah ah ah tsy fotoana ela,no hipetrahana eto
ah ah ah andeha re mba hifamela!
andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
mba tsy harahin-tsento
andeha re mba hifamela
mba tsy harahin-tsento
ah ah ah tsy fotoana ela,no hipetrahana eto
ah ah ah andeha re mba hifamela!
andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
mba tsy harahin-tsento
andeha re mba hifamela
mba tsy harahin-tsento
Random Lyrics
- kim hill – crossroads lyrics
- luck ra – dejemos todo asi lyrics
- koffee k – bad habits lyrics
- club kuru – film credits lyrics
- fulmetalparka$ – phoenix down lyrics
- 2nd avenue – down lyrics
- sara correia – sou a casa lyrics
- the hudson falcons – lamf lyrics
- goa & fish narc – hennessy lyrics
- thisisdreampunk – control lyrics