azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

tselatra – fitiavako lyrics

Loading...

inty ny fitiavako atolotro anao

raiso re ny foko ka anjakao

ka aza toerina fa izy ity tsy kilalao

aza atosika fa fo mitempo ho anao!

doran’ny fitia miredareda tia hiaraka aminao

ianao irery no mba tiako

ho tantanako hitosiako

ka na mora na sarotra no ho diavina

fitiavako anao dia maharitra

tsy fantatro zay marina

fa jamba aho ka mpahina

misakodim-panina,ny rivotra hiainako

toa manitra anao(-2)

na inona kindona na inona kindranga

na iza andrivotra hanavandra é

marim-pototra ny antsika izao sy anao hiara-dia

mandrakizay

tsy fantatro… (-2)

fitiavako re,efa homeko anao

efa homeko anao aho

efa homeko anao aho



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...