azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

tselatra – manantena lyrics

Loading...

manantena an’iza

ts’isy foana

eh tsy hita moa izy ity ry akama

efa ela ihany aho tamin’ny tanana

mpivarotra voanjo lasa rovitra akanjo

ts’isy hantenaina fa miferinaina e

mba mpiasam-panjakana

nefa kely karama

lasa retraité

efa ant-tra be

mbola ratsy laoka ka mitady hisotro toaka

vavavava fotsiny no miteny

angano angano arirarira

toa rivotra ireny

misondrotra ny fiainana reveko fa tsy quoi

drodroka sy ketraka misambo-drivotra

mifofotra ny tena fa leo ny fametsena sy ny fikafika be izay kobon’ingahy ratrema

fa tsy sahy miteny

manantena nefa taolana

manantena an’iza

ts’isy foana

tsy hitako izay azo atao anao nefa razoky

mahereza ihany lesy faza very toky

mbola hoavy ny maraina

ny tompo mahery no aoka handrandraina

mitsangana f’aza kivikivy

omeo courage foana re ny ankizy

fa na misy aza ny hafetsena tsy maintsy mbola hirodana ny babilony fitiavan-tena

sambatra izay matoky ny lanitra

sambatra ny rehetra maharitra



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...