azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

unik – chérie lyrics

Loading...

vao tsy mahita an’azy e!
mararirary manavy e!
misotro foana no handaniana fotoana

ah chérie e! izaho raiki-pitia e!
vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py

mila hitomany misotro avy hatrany
malahelo an’azy mandeha m-n-la azy
miezaka ny hatory tsy mahita tory
te hanadino tsy mety manadino

avy eo dia mirevirevy dia mifokafoka sy milokaloka
dia lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba
mamoron-daingalainga sy pôlitika sy mifikafika
fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro fa te ho dôzidôzy ialahy

cuvée, coca cola pi gà sorà
man-n-la azy amin’ny revy sy coupage
tsaky maskita, bota t-tanika
revirevy foana fa malahelo anazy

izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana
ka very aho fa aza ariana

vao tsy mahita an’azy e!
mararirary manavy e!
misotro foana no handaniana fotoana

ah chérie e! izaho raiki-pitia e!
vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py

andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy
hankafy ny mozika, miaraka amin’i unik
unik (5)
alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy mianjera
tchin (10)

ndao daholo hiaraka h-n-la azy
isika rehetra hiaraka h-n-la azy



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...