zay – aiza ary ianao lyrics
aiza ary ianao …
efa ela izay no tsy nihaonana
noho ny elanelan-tany
izaho sy ianao nisara-toerana
safidintsika ihany izany
ilay rivotra mitsoka avy any atsinanana
no entiko ahatsiaro ilay bitsikao
bitsika mitory fitiavana teo am-pandehanana
ref: aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
tadidionao ve ireo dina natao?
aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
tsaroanao ve ireo kilalao?
aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
mbola ao aminao ve ireo zava-manahy?
aiza àry ianao amin’izao fotoana izao?
ny aty re mahatsiaro anao
sanatria tsy hoe ahiahy
fa olombelona ihany
ny fo mbola tia ka matahotra
ny ho voadona raha ilaozanao
ilay rivotra mitsoka avy any atsinanana
no entiko ahatsiaro ilay bitsikao
bitsika mitory fitiavana teo am-pandehanana
Random Lyrics
- evazion – guide lyrics
- slim bean and the lettuce man – youngest flexer lyrics
- tha’ oracle – rumors lyrics
- keith bridges – miss you forever lyrics
- chrisy – hey ladies lyrics
- mizeb, crima & sliss – wegen rap lyrics
- âşık mahzuni şerif – bana ne lyrics
- colette killworth – by the way lyrics
- rosie valland – quebec city lyrics
- philip baites – tangier to casablanca lyrics